Teny iditra | 1 sady taviny no volony |
Singan-teny | 2 tavy, tavy, volo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |