Teny iditra | 1 safiotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy hafa |
Tovy hevitra | 4 safitra |
Mpanahaka | 5 kiry, zafindraony, metisy |
Fivaditsoratra | 6 afositra, asafotry, fisaotra, fosarita, safiotra, sofiatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |