Teny iditra | 1 zafindraony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin' ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: akoholahy zafindraony. / Hira zafindraony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a crossbreed (of people, animals, birds) Malagasy style religious music |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] personne ou animal de race croisée musique religieuse malgache composée d'éléments divers |
Voambolana |
6 Fifandraisana: (amin' ny ankapobeny) 7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 8 kinto, kiry, sary, safiotra, metisy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |