Teny iditra | 1 safo morona |
Singan-teny | 2 safo, morona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [1.1] |
Ohatra |
5 Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] |
Tovy hevitra | 6 safo makirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |