|
|
|
|

Teny iditra1  safo-drorohany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny jabora mandrakotra ny rorohan' omby
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] la graisse qui enveloppe la panse des animaux
Ohatra  5  [2.996#] Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron' atiny, ny voany roa mbamin' ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony otely.
Singan-teny  6  safotra, roroha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07