Teny iditra | 1 safo-drorohany |
Singan-teny | 2 safotra, roroha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny jabora mandrakotra ny rorohan' omby |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] la graisse qui enveloppe la panse des animaux |
Ohatra |
6 Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron' atiny, ny voany roa mbamin' ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony otely. [2.996#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |