Teny iditra safo morona (safo, morona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra safo makirana
Ohatra Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31