Teny iditra safo morona
Singan-teny safo ; morona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [1.1]
Ohatra Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
Tovy hevitra safo makirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01