Teny iditra | 1 safosafoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lambolamboina amin' ny tanana Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be caressed, to be stroked gently |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on caresse de la main |
Fototeny | 6 safosafo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 fosafosaina, isafosafoan, nisafosafoa, safosafoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |