Teny iditra safosiaka
Singan-teny safo ; siaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra safo siaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01