|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  safosiaka
Singan-teny  2  safo, siaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  safo siaka
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena

Fivaditsoratra  9  safo siaka, safosiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08