|
|
|
|

Teny iditra1  safotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao
Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina
Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny
Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] flooded; confused; overcome or faint
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée)
couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse)
couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte)
accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse)
comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie)
interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit)
qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre)
6  [1.8] inondé
confus
qui s'évanouit
Ohatra  7  niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  asafotr, fatsora, fosatra, safotra, tsara fo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21