Teny iditra | 1 safovava |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avoloha, kapavava) |
Fivaditsoratra | 4 fosa vava, safovava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |