Teny iditra | 1 sahady |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 already; cf. rahateo [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 déjà; cf. rahateo [1.8] |
Ohatra |
6 Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470] 7 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471] 8 Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 13 hasady, sahady |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02 |