Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : sahafa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoho mandeha amin' ny sahafa : solafaka. [2.415 #6267] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Coq qui marche sur le van : il glisse. [2.415 #6267] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quelle que soit votre habileté, ne vous exposez pas en vous engageant dans de mauvais pas. Le van est bombé et glissant. [2.415 #6267] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Antova ka nova, sahafa ka hafa. [1.147 #A87] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Mahia am-pototry ny sompitra toa sahafa. [2.558 #1876] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manao hatsoboan-tsahafa. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme un van qu'on a perdu. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il est dans la maison, mais on ne le voit pas. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mikotrana foana ny fandisa sy ny sahafa, fa ny vary ihany no ho toro. [2.653]
Mikotrana foana ny sahafa sy ny fanoto, fa ny vary ihany no toro. [2.558 #2338] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mpanjato vaky sahafa, ka Randranobe vaky sahafa, ka Randranobe vaky sahafa, ka Randranobe vaky sahafa : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui a cassé son van: elle engraisse la volaille des autres gens. [2.165]
Richard dont le van est troué : il engraisse les poules d' autrui. [2.415 #2394] Vieille qui a cassé son van : elle engraisse les poules des autres, car elle est obligée d' aller vanner chez les autres. [2.415 #1930] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parce quelle est obligée d' aller chez une voisine pour vanner son riz, et ce ne sont pas alors ses poules, à elle, qui viennent picoter. [2.165]
Se disait des gens qui, manquant d'un instrument nécessaire, étaient obligés d' aller vanner ou piler leur riz chez les autres, et les poules des environs mangeaient les restes. [2.415 #1930] Se disait des riches insouciants. [2.415 #2394] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tsy misy mahay mandeha ohatra ny akoho, fa raha mandeha an-tsahafa solafaka. [2.558]
Tsy misy mahay mandeha tahaka ny akoho fa raha mandeha an-tsahafa solafaka. [1.1] Tsy misy mahay mandeha toy ny akoho ; fa raha mandeha amy ny sahafa, solafaka. [2.653] Tsy misy mahay mandeha toy ny akoho ; fa raha mandeha amin’ ny sahafa, solafaka. [2.974 #288] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka hitandrina na dia izay milaza azy ho mahay aza fa raha sendra ny sarotra mety ho voa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La poule est le plus habile des marcheurs ; mais s’il lui arrive de marcher sur le van, la voilà qui glisse. [2.974 #288] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||