Teny iditra sahafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary ka notondroina mazava tsara hoe: sahafa vy, sahafa harona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tray for winnowing rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Van, plateau concave servant à vanner le riz [1.3]
 Vannage du riz [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11