|
|
|
|

Teny iditra1  sahirankirana
Fototeny  2 sahirana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  sahirankirana ny fiefonefon' ny vavorony. [2.470#50]
5  sahirankirana ery manampy ny variko, manome iaoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4#113]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26