Teny iditra | 1 sahomborera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana sahona maitsomaitso volo fahita eny ambony hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Rainette verte qui se tient sur les arbres. |
Voambolana |
5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Singan-teny | 6 sahona, borera |
Tovy hevitra | 7 sahombora |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |