Teny iditra (1/2) | 1 sai-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fihinanana vary amin' ny rano |
Voambolana |
4 Toe-karena: hanina |
Singan-teny | 5 saika, rano |
Teny iditra (2/2) | 6 sai-drano |
Sokajin-teny | 7 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] enti-milaza ny tanimbary ampidirana rano betsaka |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#559] Riz des rizières submergé par l'eau 10 [1.196] (de saika : être plongé dans ; et rano : eau). Se dit des rizières submergées, lorsque le niveau de l'eau est trop élevé et ne peut être réglé convenablement. |
Voambolana |
11 Toe-karena: fambolena |
Singan-teny | 12 saika, rano |
Fivaditsoratra | 13 andasiro, andosira, andraiso, iandraso, sai-drano, Soaindra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |