|
|
|
|

Teny iditra1  sakafom-borondolo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Sakafo hanina indray mandeha, ka amin' ny alina ihany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Repas que l'on prend seulement la nuit, comme les chouettes [1.3]
Singan-teny  5  sakafo, vorondolo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sakafom-borondolo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31