|
|
|
|

Teny iditra1  sakaizam-bilany vy
Singan-teny  2  sakaiza, vilany, vy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a glutton
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] glouton

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01