|
|
|
|

Teny iditra1  sakaizam-patana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo
Singan-teny  4  sakaiza, fatana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny sakaizam-patana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07