Teny iditra | 1 sakaiza ratsy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] toy ny namandratsy ihany , na koa olona anaovana fitondran-tena tsy mendrika |
Singan-teny | 4 sakaiza, ratsy |
Tovy hevitra | 5 naman-dratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |