Teny iditra | 1 sakambinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana Arovana, tahina: Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô |
Fototeny | 4 sakambina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 isakambinan, nasakambiny, nisakambina, sakambinina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |