|
|
|
|

Teny iditra1  sakambositra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  5  saka, vositra
Tovy hevitra  6  andranary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10