|
|
|
|

Teny iditra1  sakanana
Fototeny  2  sakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany
Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona
Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra
Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy
Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sakanana io

Fivaditsoratra  11  nanasaka, nasakana, nasanaka, sakanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21