|
|
|
|

Teny iditra1  sakelik' anana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sampana madinika fa tsy tena ny vatany lehibe amin' ny anana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] rejets poussant sur la tige de certains choux quand on a récolté la pomme et qui servent à reproduire la plante par bouturage (boutures dites à talon)
Voambolana  5  Haizavamaniry
6  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  7  sakelika, anana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07