|
|
|
|

Teny iditra1  sakodiavatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] hesitant, doubting, perplexed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] perplexe, qui hésite
Ohatra  6  [2.471] Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa.
Mpanahaka  7  vaka, sanganehana, saikatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10