Teny iditra | 1 sanganehana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] hesitating to make a choice or decision |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui hésite à faire un choix, à se décider |
Ohatra |
6 [2.470] sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 sakodiavatra |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny sanganehana io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |