Teny iditra | 1 sakodiavatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] hesitant, doubting, perplexed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] perplexe, qui hésite |
Ohatra |
6 Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471] |
Mpanahaka | 7 vaka, sanganehana, saikatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |