Teny iditra salamanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra salamanga
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara! [1.78]

Teny iditra salamanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsileo, Sakalava] Nom donné aux « possédés » (possession le plus souvent provoquée par l'administration de breuvages stupéfiants. Leur délire est censé révéler la volonté des puissances surnaturelles. La cérémonie très compliquée au cours de laquelle ils sont censés habités par un esprit s'appelle tromba. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12