|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  salamanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana
Voambolana  4  Fahasalamana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny salamanga io

Teny iditra (2/3)6  salamanga
Sokajin-teny  7  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Tambahoaka] fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara!

Teny iditra (3/3)9  salamanga
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] Nom donné aux « possédés » (possession le plus souvent provoquée par l'administration de breuvages stupéfiants. Leur délire est censé révéler la volonté des puissances surnaturelles. La cérémonie très compliquée au cours de laquelle ils sont censés habités par un esprit s'appelle tromba. [Sakalava]
12  [Bara]
13  [Betsileo]
Voambolana  14  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29