|
|
|
|

Teny iditra1  salasala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento atý itsy famaky salasala itsy
Enti-milaza olona miahotrahotra tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] middling, tolerable; of medium size; doubtful
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] moyen, qui peut tout juste aller; de grandeur moyenne; douteux
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Mpanahaka  11  sakany, atriatry
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny salasala io

Fivaditsoratra  17  lasalasa, salasala

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21