Teny iditra |
salohy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A head of rice; a cluster of grapes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | épi, grappe [1.3]
|
| épis de riz; grappe de raisins [1.8]
|
| (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa
[2.576]
|
2 | Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga
[2.472]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
salohy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Lefona [1.1]
|
|
Teny iditra |
Salohy
|
Singan-teny | salohy |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse |
Fanonta printy |
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|