Teny iditra salopy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lakandrafitra, botry, batrakely [1.1]
Ohatra Dia notapahin'ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin'ny salopy, ka navelany ho latsaka. [2.996]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chaloupe.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31