Teny iditra salorana (salotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Anantonana (zavatra, toy ny lamba): Salory fehitenda ny vozonao raha mangatsiaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : salorana, salorako, saloranao, salorany, salorantsika, saloranay, saloranareo, saloran', saloran-, saloram-, salora-
Ny lasa : nosalorana, nosalorako, nosaloranao, nosalorany, nosalorantsika, nosaloranay, nosaloranareo, nosaloran', nosaloran-, nosaloram-, nosalora-
Ny hoavy : hosalorana, hosalorako, hosaloranao, hosalorany, hosalorantsika, hosaloranay, hosaloranareo, hosaloran', hosaloran-, hosaloram-, hosalora-
Filaza mandidy : salory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20