Teny iditra | 1 salovantava |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fitokoavana |
3 tarehy [1.1] |
Ohatra |
4 [2.48] Ny maso ny lavalava, ny salovantava ny mibontsina kely, ny volony tsotra sy henjana, ny tarehy ny somary tamotamo, dia tsy mampisalasala na dia kely akory |
Singan-teny | 5 salovana, tava |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |