| Teny iditra (1/3) | 1 tava |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 le visage, la face, la figure
[1.3] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 20 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 tava |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 tolona (ady)
[Taisaka]
24 ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 25 tava |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 paroi
[1.13] |
| Mpanahaka | 28 telotava |
| Kamban-teny rehetra | 29 tava nangalana |
| Fivaditsoratra | tava, 30 vata |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|