Teny iditra | 1 salovantava |
Singan-teny | 2 salovana, tava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fitokoavana |
4 tarehy [1.1] |
Ohatra |
5 Ny maso ny lavalava, ny salovantava ny mibontsina kely, ny volony tsotra sy henjana, ny tarehy ny somary tamotamo, dia tsy mampisalasala na dia kely akory [2.48] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |