Teny iditra fanasaliana (saly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
 Fanatanitanihana amin'ny afo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fumage [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fanasalisaliana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20