Teny iditra sama
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a une large bouche [1.3]
 Qui a la bouche grande ouverte [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra sama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The flamingo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Flammant (Phoenicopterus antiquarum) [1.3]
 Le flamant [1.8]
Anarana siantifika Phoenicopterus antiquarum
Ohatra ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika [2.996]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra sama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Vitex sp. (Lamiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Vitex sp.
Voambolana 

Anarana siantifika Vitex sp.
Voambolana 

Teny iditra Sama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Sama [2.996]
Fanazavàna teny anglisy Shammah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shamma [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Sammà
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02