Teny iditra 1/4 |
sama
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui a une large bouche [1.3]
|
| Qui a la bouche grande ouverte [1.196]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra 2/4 |
sama
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The flamingo [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Flammant (Phoenicopterus antiquarum) [1.3]
|
| Le flamant [1.8]
|
Anarana siantifika | Phoenicopterus antiquarum |
Ohatra | ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika
[2.996]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra 3/4 |
sama
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Vitex sp. (Lamiaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Vitex sp. |
Voambolana |
|
Anarana siantifika | Vitex sp. |
Voambolana |
|
Teny iditra 4/4 |
Sama
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Sama [2.996]
|
Fanazavàna teny anglisy | Shammah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shamma [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|