Teny iditra (1/2) | 1 samby |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) 4 [1.1] jereo samy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#568] comme samy |
Ohatra |
6 [2.606#] samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby. 7 [1.406#] Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 samby |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] [Sakalava]
Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [4.22] guifette moustac (Chlidonias hybridus) |
Voambolana |
14 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 15 basim, samby, simba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |