Teny iditra samby
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [1.78]
 Jereo samy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme samy [1.3]
Ohatra 
1Samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby. [2.606]
2Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra samby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22]
Anarana siantifika Chlidonias hybridus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/20