Teny iditra (1/2) | 1 samoina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#570] murmure |
Ohatra |
4 Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529#] 5 Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69#] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny samoina io |
Teny iditra (2/2) | 11 samoina |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] the moth of the silkworm |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.8] papillon du ver à soie |
Voambolana |
16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 17 amasony, amisano, imasoan, isaonam, masoina, masonay, miosaña, misaona, misaonà, nimasoa, omasina, samoina, somaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |