Teny iditra sampaho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [SLP 1986]
Fandikana anglisy a cluster, esp. of fruit like grapes [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay grappe [Hallanger 1974, SLP 1986]
  [Merina] (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpanahaka  fampaho
Ohatra voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13