|
|
|
|

Teny iditra1  sampaho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta)
4  [1.13] fitambaran'ny voakanzo iray tangozana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a cluster, esp. of fruit like grapes
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] grappe
7  [1.196] (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Merina]
Ohatra  8  [2.996#05.032.032] voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy.
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  10  fampaho

Fivaditsoratra  11  hasampo, sampaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02