Teny iditra | sampan > sampana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo ¶ Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa ¶ Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany ¶ Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana anglisy | a branch, a branching off; a branch group or organization [Hallanger 1973] | |||
Famaritana frantsay | branche; branchement; filiale [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Ohatra | Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [Andraina: Mitaraina, takila 63] | |||
Haianarantany | ||||

Teny iditra | sampan > sampa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana frantsay | [Vezo] Pilier - > toha [Poirot & Santio: Vezo (takila S)] | |
Teny iditra | sampan > sampa- | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe sampana | |

![]() |