|
|
|
|

Teny iditra1  sampanina
Fototeny  2  sampana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? Asa telo amana efatra no sampaniny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  sampanana

Fivaditsoratra  10  isampanan, mpanasina, nampiasan, nanasampy, nasampany, nasampina, nisampana, sampanany, sampanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21