|
|
|
|

Teny iditra1  sampanteny
Singan-teny  2  sampana, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] mots dérivés (grammaire)
Voambolana  6  Haiteny

Fivaditsoratra  7  mpiantsena, sampanteny

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25